<-
->

2Mp 17:1 In the twelfth year of Ahaz king of Judah began Hoshea the son of Elah to reign in Samaria over Israel nine years. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Ahaza, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, tamin' ny Isiraely tao Samaria; ary nanjaka Sivy taona izy. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Akaza mpanjakan' i Jodà, no vao nanjaka tamin' Israely tao Samaria Osea zanak' i Ela. Sivy taona no nanjakany. En la douzième année d' Achaz, roi de Juda, Osée fils d' Ela devint roi sur Israël à Samarie; il régna neuf ans.