<-
->

2Mp 17:13 Yet the Lord testified against Israel, and against Judah, by all the prophets, and by all the seers, saying, Turn ye from your evil ways, and keep my commandments and my statutes, according to all the law which I commanded your fathers, and which I sent to you by my servants the prophets. Nefa ny mpaminany rehetra sy ny mpahita rehetra dia nasain' i Jehovah nananatra ny Isiraely sy ny Joda hoe: Mialà amin' ny lalanareo ratsy, ary tandremo ny lalàko sy ny didiko, araka ny lalàna rehetra izay nandidiako ny razanareo sy izay nanirahako ny mpaminany mpanompoko ho aminareo. Nitsangan-ko vavolombelona anefa Iaveh tamin' ny alalan' ny mpaminany sy ny mpahitany niampanga an' Israely sy Jodà nanao hoe: Miverena avy amin' ny lalan-dratsinareo, ka tandremo ny didy amam-pitsipiko, amim-panarahana ny lalàna manontolo, nandidiako ny razanareo sy nampitondraiko ny mpaminany mpanompoko, ho any aminareo. Pourtant, Yahvé avait fait cette injonction à Israël et à Juda, par le ministère de tous les prophètes et de tous les voyants : "Convertissez-vous de votre mauvaise conduite, avait-il dit, et observez mes commandements et mes lois, selon toute la Loi que j' ai prescrite à vos pères et que je leur ai communiquée par le ministère de mes serviteurs les prophètes."