<-
->

2Mp 17:16 And they left all the commandments of the Lord their God, and made them molten images, even two calves, and made a grove, and worshipped all the host of heaven, and served Baal. Ary nahafoy ny didin' i Jehovah Andriamaniny rehetra izy ka nanao sarin-javatra an-idina ho an' ny tenany, dia ombilahy kely roa, ary nanao Aseraha koa izy sady niankohoka teo anatrehan' izay rehetra eny amin' ny lanitra ary nanompo an' i Bala. Nafoiny avokoa ny didin' ny Tompo Andriamaniny; fa zanak' omby anidina roa no nataony ho azy, sy aseraha no nataony ho azy; ny tafiky ny lanitra rehetra no niankohofany, ary Baala no notompoiny. Ils rejetèrent tous les commandements de Yahvé leur Dieu, et se firent des idoles fondues, les deux veaux, ils se firent un pieu sacré, ils se prosternèrent devant toute l' armée du ciel et rendirent un culte à Baal.