<-
->

2Mp 17:23 Until the Lord removed Israel out of his sight, as he had said by all his servants the prophets. So was Israel carried away out of their own land to Assyria unto this day. Mandra-panaisotr' i Jehovah ny Isiraely tsy ho eo anatrehany, araka izay nampilazainy ny mpaminany mpanompony rehetra. Ka dia lasan-ko babo niala tamin' ny taniny ho any Asyria ny Isiraely ka mbola any mandraka androany. mandra-pandroak' Iaveh azy lavitra ny tavany, araka izay voalazany tamin' ny alalan' ny mpaminany mpanompony rehetra, ka dia lasan-ko babo any Asiria lavitry ny taniny Israely mandrak' androany. tant qu' enfin Yahvé écarta Israël de sa face, comme il l' avait annoncé par le ministère de ses serviteurs, les prophètes; il déporta les Israélites loin de leur pays en Assyrie, où ils sont encore aujourd' hui.