<-
->

2Mp 17:34 Unto this day they do after the former manners: they fear not the Lord, neither do they after their statutes, or after their ordinances, or after the law and commandment which the Lord commanded the children of Jacob, whom he named Israel; Mandraka androany dia mbola manao araka ny fanaony teo ihany izy: tsy dia matahotra an' i Jehovah, ary tsy dia manao araka ny fomban-drazany, na araka ny lalàna sy ny didy izay nandidian' i Jehovah ny taranak' i Jakoba, izay nataony hoe Isiraely Mandrak' androany, dia mbola manaraka ny fomba taloha ihany izy ireo: tsy dia matahotra an' ny Tompo izy, ary tsy dia manaraka ny lalàna amam-pitsipiny, na ny lalàna aman-didy nomen' ny Tompo ny zanak' i Jakoba, izay nantsoiny hoe Israely. Encore aujourd' hui, ils suivent leurs anciens rites. Ils ne révéraient pas Yahvé et ils ne se conformaient pas à ses règles et à ses rites, à la loi et aux commandements que Yahvé avait prescrits aux enfants de Jacob, à qui il avait imposé le nom d' Israël.