<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 17:6 | In the ninth year of |
Ary tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Hosea no nahafahan' ny mpanjakan' i Asyria an' i Samaria, dia nentiny ho babo tany Asyria ny Isiraely ka namponeniny tao Hala sy teo amoron' i Habora (dia ny onin' i Gozana izany) ary teny amin' ny tanànan' ny Mediana. | Nony tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Osea dia azon' ny mpanjakan' i Asiria Samaria, ka nentiny ho babo tany Asiria Israely namponeniny tany Hala, teo amoron' i Habora, ony any Gosana, ary teny amin' ny tanànan' ny Meda. | En la neuvième année d' |