<-
->

2Mp 17:7 For so it was, that the children of Israel had sinned against the Lord their God, which had brought them up out of the land of Egypt, from under the hand of Pharaoh king of Egypt, and had feared other gods, Ary ny nahatongavan' izany dia noho ny nanotan' ny Zanak' Isiraely tamin' i Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ho afaka tamin' ny tànan' i Farao, mpanjakan' i Egypta, fa natahotra izay andriamani-kafa izy Izany no tonga, dia noho ny zanak' Israely nanota tamin' ny Tompo Andriamaniny, izay nitondra azy niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta, avy teo ambanin' ny fahefan' i Faraona, mpanjakan' i Ejipta, sy noho izy ireo natahotra andriamani-kafa. Cela arriva parce que les Israélites avaient péché contre Yahvé leur Dieu, qui les avait fait monter du pays d' Egypte, les soustrayant à l' emprise de Pharaon, roi d' Egypte. Ils adorèrent d' autres dieux,