<-
->

2Mp 18:15 And Hezekiah gave him all the silver that was found in the house of the Lord, and in the treasures of the king' s house. Ary Hezekia nanome azy ny volafotsy rehetra izay hita tao an-tranon' i Jehovah sy tao amin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka. Ka nomen' i Ezekiasa avokoa ny volafotsy hita tao an-tranon' ny Tompo, sy tao amin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka. et Ezéchias livra tout l' argent qui se trouvait dans le Temple de Yahvé et dans les trésors du palais royal.