<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:17 | And the king of |
Ary ny mpanjakan' i Asyria naniraka an' i Tartana sy Raba-sarisa ary Rabsake mbamin' ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin' i Hezekia mpanjaka. Dia niakatra ireny ka tonga tany Jerosalema; ary nony tonga teo izy, dia nitsangana teo anilan' ny lakan-drano amin' ny kamory ambony, teo an-dalambe mankamin' ny sahan' ny mpamotsy lamba. | Ary ny mpanjakan' i Asiria naniraka ny jeneraliny ambony indrindra sy ny lehiben' ny eonoka, ny komandy mpandroso divay, mbamin' ny miaramila maro koa, avy any Lakisa, ho any amin' i Ezekiasa mpanjaka, any Jerosalema. Dia niakatra izy ireo, ka tonga tany Jerosalema. Nony tonga tao izy, dia nijanona teo anilan' ny lakan-dranon' ny farihy ambony, amin' ny làlana mankamin' ny sahan' ny Mpamotsy lamba, | De |