<-
->

2Mp 18:19 And Rabshakeh said unto them, Speak ye now to Hezekiah, Thus saith the great king, the king of Assyria, What confidence is this wherein thou trustest? Dia hoy Rabsake tamin' ireo: Andeha, lazao amin' i Hezekia hoe: Izao no lazain' ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan' i Asyria: Inona izato itokianao? Dia hoy ilay komandy mpandroso divay tamin' izy ireo: Lazao amin' i Ezekiasa hoe: Izao no lazain' ny mpanjaka lehibe, mpanjakan' i Asiria: Inona izato toky ihanteheranao? Le grand échanson leur dit : "Dites à Ezéchias : Ainsi parle le grand roi, le roi d' Assyrie. Quelle est cette confiance sur laquelle tu te reposes?