<-
->

2Mp 18:22 But if ye say unto me, We trust in the Lord our God: is not that he, whose high places and whose altars Hezekiah hath taken away, and hath said to Judah and Jerusalem, Ye shall worship before this altar in Jerusalem? Ary raha hoy ianareo amiko: Jehovah Andriamanitray no itokianay, moa tsy Azy va ny fitoerana avo aman' alitara izay noravan' i Hezekia, izay nilaza tamin' ny Joda sy Jerosalema hoe: Eto anoloan' ity alitara eto Jerosalema ity no hiankohofanareo? Angamba hianareo hanao amiko hoe: Iaveh Andriamanitray no itokianay. Kanefa raha izy, moa tsy efa nofoanan' i Ezekiasa va ny oteliny amam-pitoerana avony, ary efa nolazainy tamin' i Jodà sy Jerosalema fa hoe: Eo anoloan' ity otely eto Jerosalema ity no hiankohofanareo. Vous me direz peut-être : C' est en Yahvé, notre Dieu, que nous avons confiance, mais n' est-ce pas lui dont Ezéchias a supprimé les hauts lieux et les autels en disant aux gens de Juda et de Jérusalem : C' est devant cet autel, à Jérusalem, que vous vous prosternerez?