<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:23 | Now therefore, I pray thee, give pledges to my lord the king of |
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan' i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy. | Koa ankehitriny aoka hanao fanekena amin' ny tompoko mpanjakan' i Asiria hianao, dia homeko soavaly roa arivo, raha mahita mpitaingin-tsoavaly hitaingina izany! Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? | Eh bien! fais un pari avec Monseigneur le roi d' |