<-
->

2Mp 18:26 Then said Eliakim the son of Hilkiah, and Shebna, and Joah, unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, to thy servants in the Syrian language; for we understand it: and talk not with us in the Jews' language in the ears of the people that are on the wall. Dia hoy Eliakima, zanak' i Hilkia, sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy aminay mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny mànda. Dia hoy Eliasima zanak' i Helkiasa sy Sobna ary Joahe amin' ny komandy mpandroso divay: Aoka ho teny arameana no hiresahanao amin' ny mpanomponao, fa hainay izany, fa aza fiteny jodaika no iresahanao aminay, ka azon' ny sofin' ny vahoaka izay eo ambony manda. Elyaqim, Shebna et Yoah dirent au grand échanson : "Je t' en prie, parle à tes serviteurs en araméen, car nous l' entendons, ne nous parle pas en judéen à portée des oreilles du peuple qui est sur le rempart."