<-
->

2Mp 18:3 And he did that which was right in the sight of the Lord, according to all that David his father did. Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah izy tahaka izay rehetra nataon' i Davida rainy. Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo izy, araka izay rehetra nataon' i Davida rainy. Il fit ce qui est agréable à Yahvé, imitant tout ce qu' avait fait David, son ancêtre.