<-
->

2Mp 19:14 And Hezekiah received the letter of the hand of the messengers, and read it: and Hezekiah went up into the house of the Lord, and spread it before the Lord. Dia noraisin' i Hezekia tamin' ny tanan' ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon' i Jehovah izy ka namelatra iny teo anatrehan' i Jehovah. Nony voarain' i Ezekiasa ny taratasy teny an-tanan' ireo iraka dia novakiny. Rahefa izany niakatra nankao an-tranon' ny Tompo Ezekiasa ka namelatra io teo anatrehan' ny Tompo. Ezéchias prit la lettre des mains des messagers et la lut. Puis il monta au Temple de Yahvé et la déplia devant Yahvé.