<-
->

2Mp 19:15 And Hezekiah prayed before the Lord, and said, O Lord God of Israel, which dwellest between the cherubims, thou art the God, even thou alone, of all the kingdoms of the earth; thou hast made heaven and earth. Ary Hezekia nivavaka teo anatrehan' i Jehovah nanao hoe: Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, Izay mipetraka amin' ny kerobima, Hianao dia Hianao irery ihany no Andriamanitry ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany, fa Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany. Nivavaka teo anatrehan' ny Tompo Ezekiasa nanao hoe: Ry Iaveh Andriamanitr' Israely ô, izay mipetraka amin' ny Kerobima, hianao irery no Andriamanitry ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany, hianao no nanao ny lanitra sy ny tany. Et Ezéchias fit cette prière en présence de Yahvé : "Yahvé, Dieu d' Israël, qui sièges sur les chérubins, c' est toi qui es seul Dieu de tous les royaumes de la terre, c' est toi qui as fait le ciel et la terre.