<-
->

2Mp 19:2 And he sent Eliakim, which was over the household, and Shebna the scribe, and the elders of the priests, covered with sackcloth, to Isaiah the prophet the son of Amoz. Ary izy naniraka an' i Eliatima, lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan' ny mpisorona samy nitafy lamba fisaonana hankany amin' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza. dia naniraka an' i Eliasima lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, mbamin' ireo lohan' ny mpisorona, samy mitafy lasaka, ho any amin' i Izaia mpaminany, zanak' i Amosa. Il envoya le maître du palais Elyaqim, le secrétaire Shebna et les anciens des prêtres, couverts de sacs, auprès du prophète Isaïe fils d' Amoç.