<-
->

2Mp 19:20 Then Isaiah the son of Amoz sent to Hezekiah, saying, Thus saith the Lord God of Israel, That which thou hast prayed to me against Sennacherib king of Assyria I have heard. Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia, nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, dia efa nohenoiko. Dia naniraka tany amin' i Ezekiasa Izaia zanak' i Amosa hilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Nohenoiko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria. Alors Isaïe, fils d' Amoç, envoya dire à Ezéchias : "Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël. J' ai entendu la prière que tu m' as adressée au sujet de Sennachérib, roi d' Assyrie.