<-
->

2Mp 19:24 I have digged and drunk strange waters, and with the sole of my feet have I dried up all the rivers of besieged places. Izaho no nihady ka nisotro rano vao niseho, ary ny faladiako no handritako ny ony mbamin' ny lahin-drano rehetra any Egypta. Nihady aho, dia nisotro ranom-pirenena hafa; ary ny faladiako dia handritako ny onin' i Ejipta rehetra. Moi, j' ai creusé et j' ai bu des eaux étrangères, j' ai asséché sous la plante de mes pieds tous les fleuves d' Egypte.