<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 19:35 | And it came to pass that night, that the angel of the |
Ary tamin' ny alin' io dia avy ilay Anjelin' i Jehovah ka namely olona dimy arivo amby valo alina sy iray hetsy tao an-tobin' ny Asyriana; ary nony maraina koa vao nifoha olona, dia hita fa, indreo, efa maty avokoa ireo. | Ny alin' izay ihany, dia nivoaka ilay anjelin' ny Tompo namono lehilahy dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao amin' ny tobin' ny Asiriana, ka nony nifoha ny olona ny ampitso maraina, indreo fa faty avokoa ireo. | Cette même nuit, l' Ange de |