<-
->

2Mp 19:8 So Rabshakeh returned, and found the king of Assyria warring against Libnah: for he had heard that he was departed from Lachish. Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon' ny mpanjakan' i Asyria fahirano tamin' izay, satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka. Dia lasa niverina ny mpandroso divay ambony indrindra ka nihaona tamin' ny mpanjakan' i Asiria niady tany Lobna, fa efa reny ny nialan' ny tompony avy tao Lakisa. Le grand échanson s' en retourna et retrouva le roi d' Assyrie en train de combattre contre Libna. Le grand échanson avait appris en effet que le roi avait décampé de Lakish,