<-
->

2Mp 2:12 And Elisha saw it, and he cried, My father, my father, the chariot of Israel, and the horsemen thereof. And he saw him no more: and he took hold of his own clothes, and rent them in two pieces. Ary raha nahita izany Elisa, dia niantso hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, eny kalesin' ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! Dia tsy nahita azy intsony izy. Ary noraisiny ny fitafiany ka notriariny roa. Sady nijery Elisea no niantso hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô! Kalesin' Israely sy mpitaingi-tsoavaliny! dia tsy nahita azy intsony izy. Tamin' izay nalainy ny fitafiany, notriariny roa, Elisée voyait et il criait : "Mon père! Mon père! Char d' Israël et son attelage!" puis il ne le vit plus et, saisissant ses vêtements, il les déchira en deux.