<-
->

2Mp 2:13 He took up also the mantle of Elijah that fell from him, and went back, and stood by the bank of Jordan; Ary nalainy ny kapôtin' i Elia izay latsaka avy teny aminy, dia niverina izy ka nitsangana teo amoron' i Jordana. ary noraisiny ny kapaotin' i Elia izay nitambotsotra niala taminy. Rahefa izay dia teo amin' i Jordany izy dia nijanona teo amorony. Il ramassa le manteau d' Elie, qui avait glissé, et revint se tenir sur la rive du Jourdain.