<-
->

2Mp 2:14 And he took the mantle of Elijah that fell from him, and smote the waters, and said, Where is the Lord God of Elijah? and when he also had smitten the waters, they parted hither and thither: and Elisha went over. Dia noraisin' i Elisa ny kapôtin' i Elia, ilay latsaka avy teny aminy, ka nakapony ny rano, dia hoy izy: Aiza Jehovah, Andriamanitr' i Elia? Eny, Elisa koa nikapoka ny rano, dia nisaraka roa izany, ka dia nita izy. Noraisiny ny kapaotin' i Elia izay nitambotsotra niala taminy, nikapohany ny rano, ka hoy izy: Aiza Iaveh Andriamanitr' i Elia! Aiza izy! Ary nony nokapohiny ny rano, dia nisaraka roa ho eo an-daniny avy, ka nita Elisea. Il prit le manteau d' Elie et il frappa les eaux en disant : "Où est Yahvé, le Dieu d' Elie?" Il frappa les eaux, qui se divisèrent d' un côté et de l' autre, et Elisée traversa.