<-
->

2Mp 2:15 And when the sons of the prophets which were to view at Jericho saw him, they said, The spirit of Elijah doth rest on Elisha. And they came to meet him, and bowed themselves to the ground before him. Ary raha nahita azy ireo ny zanaky ny mpaminany izay nanandrify azy teo Jeriko, dia nanao hoe: Ny fanahin' i Elia efa mipetraka amin' i Elisa. Ary nandeha nitsena azy ireo ka niankohoka tamin' ny tany teo anatrehany. Nahatazana azy ireo zanaky ny mpaminany izay any Jerikao tandrify azy, ka nanao hoe: Mipetraka ao amin' i Elisea ny fanahin' i Elia. Sady nandeha nitsena azy izy ireo sy niankohoka tamin' ny tany teo anatrehany, Les frères prophètes le virent à distance et dirent : "L' esprit d' Elie s' est reposé sur Elisée!;" ils vinrent à sa rencontre et se prosternèrent à terre devant lui.