<-
->

2Mp 2:4 And Elijah said unto him, Elisha, tarry here, I pray thee; for the Lord hath sent me to Jericho. And he said, As the Lord liveth, and as thy soul liveth, I will not leave thee. So they came to Jericho. Ary hoy Elia taminy: Masìna ianao, ry Elisa, mijanòna eto; fa Jehovah efa naniraka ahy ho any Jeriko. Fa hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, tsy handao anao mihitsy aho. Ka dia tonga tany Jeriko izy roa lahy. Ary hoy Elia taminy: Ry Elisea ô! mijanona eto, raha sitrakao, fa irahin' ny Tompo ho any Jerikao aho. Fa hoy ny navaliny: Velona Iaveh, ary velona ny ainao, tsy handao anao aho! Dia tonga tany Jerikao izy ireo. Elie lui dit : "Elisée! Reste donc ici, car Yahvé ne m' envoie qu'à Jéricho"; mais il répondit : "Aussi vrai que Yahvé est vivant et que tu vis toi-même, je ne te quitterai pas!" et ils allèrent à Jéricho.