<-
->

2Mp 2:5 And the sons of the prophets that were at Jericho came to Elisha, and said unto him, Knowest thou that the Lord will take away thy master from thy head to day? And he answered, Yea, I know it; hold ye your peace. Ary ireo zanaky ny mpaminany izay tao Jeriko nanatona an' i Elisa ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hangalan' i Jehovah ny tomponao hiala ho any ambonin' ny lohanao? Ary izy namaly hoe: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangina ianareo. Ary nanatona an' i Elisea ireo zanaky ny mpaminany tao Jerikao, ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa halain' ny Tompo anio ny tomponao, avy eo ambonin' ny lohanao? Dia hoy ny navaliny: Mahalala izany ihany koa aho, fa mangina hianareo. Les frères prophètes qui résident à Jéricho s' approchèrent d' Elisée et lui dirent : "Sais-tu qu' aujourd' hui Yahvé va emporter ton maître par-dessus ta tête?" Il dit : "Moi aussi je sais; silence!"