<-
->

2Mp 2:6 And Elijah said unto him, Tarry, I pray thee, here; for the Lord hath sent me to Jordan. And he said, As the Lord liveth, and as thy soul liveth, I will not leave thee. And they two went on. Ary hoy Elia taminy: Masìna ianao, mijanòna eto; fa Jehovah efa naniraka ahy ho any Jordana. Fa hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, tsy handao anao mihitsy aho. Ary dia lasa nandeha izy roa lahy. Ary hoy Elia taminy: Mijanona eto raha sitrakao, fa irahin' ny Tompo ho any Jordany aho. Fa hoy ny navaliny: Velona Iaveh ary velona ny ainao! tsy handao anao aho! Koa niara-nandeha izy roa lahy. Elie lui dit : "Reste donc ici, car Yahvé ne m' envoie qu' au Jourdain"; mais il répondit : "Aussi vrai que Yahvé est vivant et que tu vis toi-même, je ne te quitterai pas!" et ils s' en allèrent tous deux.