<-
->

2Mp 2:9 And it came to pass, when they were gone over, that Elijah said unto Elisha, Ask what I shall do for thee, before I be taken away from thee. And Elisha said, I pray thee, let a double portion of thy spirit be upon me. Ary nony efa tafita izy roa lahy, dia hoy Elia tamin' i Elisa: Angataho izay hataoko ho anao, dieny tsy mbola misaraka aminao aho. Ary hoy Elisa: Masìna ianao, aoka ny anjaran-droa amin' ny fanahinao mba ho ahy. Nony tafita izy ireo dia hoy Elia tamin' i Elisea: Angataho izay tianao hataoko aminao, alohan' ny hangalana ahy aminao. Ary hoy ny navalin' i Elisea: Ny mba hahazo anjara roa amin' ny fanahinao. Dès qu' ils eurent passé, Elie dit à Elisée : "Demande : Que puis-je faire pour toi avant d'être enlevé d' auprès de toi?" Et Elisée répondit : "Que me revienne une double part de ton esprit!"