<-
->

2Mp 20:1 In those days was Hezekiah sick unto death. And the prophet Isaiah the son of Amoz came to him, and said unto him, Thus saith the Lord, Set thine house in order; for thou shalt die, and not live. Ary tamin' izany andro izany dia narary saiky maty Hezekia. Ary Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, nankao aminy ka nilaza taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hafaro ny ankohonanao, fa ho faty ianao, fa tsy ho velona. Tamin' izany andro izany, narary efa ho faty Ezekiasa. Ka tonga tao aminy Izaia zanak' i Amosa nilaza taminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Ataovy izay hafatrao amin' ny ankohonanao, fa efa ho faty hianao, fa tsy ho velona intsony. En ces jours-là, Ezéchias fut atteint d' une maladie mortelle. Le prophète Isaïe, fils d' Amoç, vint lui dire : "Ainsi parle Yahvé. Mets ordre à ta maison, car tu vas mourir, tu ne vivras pas."