<-
->

2Mp 20:13 And Hezekiah hearkened unto them, and shewed them all the house of his precious things, the silver, and the gold, and the spices, and the precious ointment, and all the house of his armour, and all that was found in his treasures: there was nothing in his house, nor in all his dominion, that Hezekiah shewed them not. Ary Hezekia nandray azy ka naneho azy ny trano rehetra fitehirizany zava-tsoa, dia volafotsy sy volamena sy zava-manitra ary menaka tsara, sy ny trano fitehirizana ny fiadiany rehetra mbamin' izay rehetra tao amin' ny firaketany: tsy nisy zavatra tsy nasehon' i Hezekia azy, na ny tao an-tranony, na ny tao amin' ny fanjakany rehetra. Faly tamin' ireo iraka Ezekiasa, ka naneho tamin' ireo ny trano rehetra fitehirizan-java-tsoany, dia ny volafotsy sy ny volamena, ny zava-manitra sy menaka sarobidy, ary ny trano fitehirizam-piadiany, mbamin' izay rehetra tao amin' ny firaketany: tsy nisy tsy nasehon' i Ezekiasa tamin' izy ireo, na ny tao an-tranony, na ny tamin' ny taniny. Ezéchias s' en réjouit et montra aux messagers sa chambre du trésor, l' argent, l' or, les aromates, l' huile précieuse, ainsi que son arsenal et tout ce qui se trouvait dans ses magasins. Il n' y eut rien qu' Ezéchias ne leur montrât dans son palais et dans tout son domaine.