<-
->

2Mp 20:15 And he said, What have they seen in thine house? And Hezekiah answered, All the things that are in mine house have they seen: there is nothing among my treasures that I have not shewed them. Dia hoy izy: Ka inona avy anefa no hitany tato an-tranonao? Ary hoy Hezekia: Izay rehetra ato an-tranoko dia efa hitany avokoa: tsy misy zavatra tsy nasehoko azy ny ato amin' ny firaketako rehetra. Ary hoy ny mpaminany: Inona avy no hitany tao an-tranonao? Ka hoy ny navalin' i Ezekiasa: Hitany avokoa izay tato an-tranoko rehetra, tsy misy tsy nasehoko azy ny tao amin' ny firaketako. Isaïe reprit : "Qu' ont-ils vu dans ton palais?" Ezéchias répondit : "Ils ont vu tout ce qu' il y a dans mon palais; il n' y a, dans mes magasins, rien que je ne leur aie montré."