<-
->

2Mp 20:18 And of thy sons that shall issue from thee, which thou shalt beget, shall they take away; and they shall be eunuchs in the palace of the king of Babylon. Ary na dia ny terakao aza dia hisy ho entiny koa; ka ho tandonaka any amin' ny lapan' ny mpanjakan' i Babylona ireo. Ary ny zanakao izay naloaky ny kibonao izay naterakao, dia hangalany hatao eonoka any an-dapan' ny mpanjakan' i Babilona. Parmi les fils issus de toi, de ceux que tu as engendrés, on en prendra pour être eunuques dans le palais du roi de Babylone."