<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 20:19 | Then said |
Dia hoy Hezekia tamin' Isaia: Tsara ny tenin' i Jehovah izay nolazainao. Ary hoy koa izy: Eny, tsy izany va, raha misy fiadanana amin' ny androko ka handry fahizay? | Dia hoy ny navalin' i Ezekiasa tamin' Izaia: Tsara ny tenin' ny Tompo notononinao. Dia hoy indray izy hoe: Eny, satria homba ahy amin' ny andro hiainako ny fiadanana sy ny hatezana. |