<-
->

2Mp 20:20 And the rest of the acts of Hezekiah, and all his might, and how he made a pool, and a conduit, and brought water into the city, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary ny tantaran' i Hezekia sisa sy ny heriny rehetra mbamin' ny nanaovany ny kamory sy ny lakan-drano nitarihany rano ho ao an-tanàna, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Ezekiasa, ny herim-po nasehony, ny nanaovany ny kamory aman-dakan-drano mbamin' ny nitarihany rano ho ao an-tanàna, dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà. Le reste de l' histoire d' Ezéchias, tous ses exploits, et comment il a construit la piscine et le canal pour amener l' eau dans la ville, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda?