<-
->

2Mp 20:7 And Isaiah said, Take a lump of figs. And they took and laid it on the boil, and he recovered. Ary hoy Isaia: Makà ampempan' aviavy. Ary dia nalainy ka napetany tamin' ny vay, dia sitrana izy. Dia hoy Izaia: Makà ampempan' aviavy. Dia nalaina izany, dia napetaka tamin' ny boiboika dia sitrana i Ezekiasa. Isaïe dit : "Prenez un pain de figues"; on en prit un, on l' appliqua sur l' ulcère et le roi guérit.