<-
->

2Mp 21:11 Because Manasseh king of Judah hath done these abominations, and hath done wickedly above all that the Amorites did, which were before him, and hath made Judah also to sin with his idols: Satria Manase, mpanjakan' ny Joda, nanao izao fahavetavetana izao ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon' ny Amorita izay teo alohany sady nampanota ny Joda tamin' ny sampiny, Noho Manase mpanjakan' i Jodà nanao izany fahavetavetana izany, sy noho izy nanao zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra nataon' ny Amoreana teo alohany, ary noho izy nampanota an' i Jodà tamin' ny sampiny, "Parce que Manassé, roi de Juda, a commis ces abominations, qu' il a agi plus mal que tout ce qu' avaient fait avant lui les Amorites et qu' il a entraîné Juda lui aussi à pécher avec ses idoles,