<-
->

2Mp 21:12 Therefore thus saith the Lord God of Israel, Behold, I am bringing such evil upon Jerusalem and Judah, that whosoever heareth of it, both his ears shall tingle. dia izao kosa no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin' i Jerosalema sy ny Joda Aho, ka izay rehetra mandre izany dia hangintsingintsina ny sofiny roa. dia izao kosa no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Indro aho hahatonga loza ho any amin' i Jerosalema sy Jodà, ka izay rehetra handre izany dia hangintsingitsina ny sofiny roa. ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël : Voici que je fais venir sur Jérusalem et sur Juda un malheur tel que les deux oreilles en tinteront à quiconque l' apprendra.