<-
->

2Mp 21:13 And I will stretch over Jerusalem the line of Samaria, and the plummet of the house of Ahab: and I will wipe Jerusalem as a man wipeth a dish, wiping it, and turning it upside down. Ary hohenjaniko ato Jerosalema ny famolainan' i Samaria sy ny pilaon' ny taranak' i Ahaba; ary hamaoka an' i Jerosalema Aho, toy ny olona mamaoka lovia ka sady mamaoka no manohoka azy koa. Hohenjaniko amin' i Jerosalema ny famolain' i Samaria sy ny pilaon' ny fianakavian' i Akaba. Hamaoka an' i Jerosalema aho ho toy ny lovia izay faohina sy ahohoka rehefa avy nofaohina. Je passerai sur Jérusalem le même cordeau que sur Samarie, le même niveau que pour la maison d' Achab, j'écurerai Jérusalem comme on écure un plat, qu' on retourne à l' envers après l' avoir écuré.