<-
->

2Mp 22:13 Go ye, enquire of the Lord for me, and for the people, and for all Judah, concerning the words of this book that is found: for great is the wrath of the Lord that is kindled against us, because our fathers have not hearkened unto the words of this book, to do according unto all that which is written concerning us. Mandehana ianareo, ka manontania amin' i Jehovah ho ahy sy ny vahoaka mbamin' ny Joda rehetra ny amin' ny tenin' ity boky vao hita ity, fa mafy ny fahatezeran' i Jehovah izay mirehitra amintsika noho ny tsy nihainoan' ny razantsika ny tenin' ity boky ity hanao araka izay rehetra voasoratra ho antsika. Mandehana hianareo manontany amin' ny Tompo ho ahy sy ny vahoaka mbamin' i Jodà rehetra, ny amin' ny teny ato amin' ity boky vao hita ity, fa nirehitra mafy amintsika ny fahatezeran' ny Tompo, noho ny tsy naneken' ny razantsika ny tenin' ity boky ity, amin' ny fanatanterahana izay rehetra nandidiana antsika. "Allez consulter Yahvé pour moi et pour le peuple, à propos des paroles de ce livre qui vient d'être trouvé. Grande doit être la colère de Yahvé, qui s' est enflammée contre nous parce que nos pères n' ont pas obéi aux paroles de ce livre, en pratiquant tout ce qui y est écrit."