<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 22:14 | So |
Dia nandeha Hilkia mpisorona sy Ahikama sy Akbora sy Safana ary Asaia ka nankany amin' i Holda mpaminanivavy, vadin' i Saloma, zanak' i Tikva, zanak' i Harasa, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tao amin' ny tanàna ambany tany Jerosalema ravehivavy); dia niresaka taminy izy ireo. | Dia nandeha Helkiasa mpisorona, Ahikama, Akobora, Safàna, ary Asaiasa nankany amin' i Holda mpaminany vavy vadin' i Seloma, zanak' i Tekoa, zanak' i Araasa mpitahiry ny fitafiana; tao Jerosalema amin' ny faritry ny tanàna faharoa izy no mipetraka. Nony efa niteny taminy izy ireo, | Le prêtre |