<-
->

2Mp 22:2 And he did that which was right in the sight of the Lord, and walked in all the way of David his father, and turned not aside to the right hand or to the left. Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah kosa izy ka nandeha tamin' izay rehetra nalehan' i Davida rainy, fa tsy mba nivily, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia. Nanao izay mahitsy teo imason' ny Tompo izy, ary nandeha tamin' izay rehetra nalehan' i Davida rainy, sady tsy nivily na ho amin' ny an-kavanana na ho amin' ny an-kavia. Il fit ce qui est agréable à Yahvé et imita en tout la conduite de son ancêtre David, sans en dévier ni à droite ni à gauche.