<-
->

2Mp 22:4 Go up to Hilkiah the high priest, that he may sum the silver which is brought into the house of the Lord, which the keepers of the door have gathered of the people: Miakara any amin' i Hilkia mpisoronabe, hanisany ny vola izay nampidirina ho ao an-tranon' i Jehovah, dia izay nangonin' ny mpiandry varavarana tamin' ny olona; Miakara any amin' i Helkiasa mpisorona lehibe, asaovy ataony an-tànana ny vola naterin' ny olona ao an-tranon' ny Tompo, noraisin' ny mpiandry varavarana avy tamin' ny vahoaka. "Monte, lui dit-il, chez le grand prêtre Hilqiyyahu pour qu' il fonde l' argent qui a été apporté au Temple de Yahvé et que les gardiens du seuil ont recueilli du peuple.