<-
->

2Mp 23:17 Then he said, What title is that that I see? And the men of the city told him, It is the sepulchre of the man of God, which came from Judah, and proclaimed these things that thou hast done against the altar of Bethel. Dia hoy izy: Tsangam-baton' iza itsy hitako itsy? Ary hoy ny mponina tao an-tanana taminy: Fasan' ilay lehilahin' Andriamanitra izay avy tany Joda io, dia ilay nitory izao zavatra nataonao tamin' ny alitara eto Betela izao. Hoy izy tamin' izay: Tsangam-baton' iza, itsy hitako itsy? Ka hoy ny olona tao an-tanàna: Io no fasan' ilay olon' Andriamanitra, avy any Jodà, nanambara rahateo izao zavatra nataonao tamin' ny otely eto Betela izao. et il demanda : "Quel est le monument que je vois?" Les hommes de la ville lui répondirent : "C' est le tombeau de l' homme de Dieu qui est venu de Juda et qui a annoncé ces choses que tu as accomplies contre l' autel"