<-
->

2Mp 25:16 The two pillars, one sea, and the bases which Solomon had made for the house of the Lord; the brass of all these vessels was without weight. ary ny andry roa sy ny tavin-drano lehibe iray ary ireo fitoeran-tavin-drano, izay nataon' i Solomona ho amin' ny tranon' i Jehovah; ny varahina tamin' izany fanaka rehetra izany dia tsy hita lanja. Ny amin' ny andry roa sy ny ranomasina, ary ny fanambanim-pitoeran-drano nataon' i Salomona tao amin' ny tranon' ny Tompo, dia tsy nisy fotony intsony ny handanjana ny varahina amin' ireo fanaka rehetra ireo. Quant aux deux colonnes, à la Mer unique et aux bases roulantes, que Salomon avait fabriquées pour le Temple de Yahvé, on ne pouvait évaluer ce que pesait le bronze de tous ces objets.