<-
->

2Mp 25:21 And the king of Babylon smote them, and slew them at Riblah in the land of Hamath. So Judah was carried away out of their land. Dia novonoin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla any amin' ny tany Hamata ireo. Toy izany no nitondrana ny Joda ho babo niala tamin' ny taniny. Ka novonoin' ny mpanjakan' i Babilona nataony maty tany Rebla any amin' ny tany Emata Toy izany no nitondrana an' i Joda ho babo lavitry ny taniny. et le roi de Babylone les fit mettre à mort à Ribla, au pays de Hamat. Ainsi Juda fut déporté loin de sa terre.