<-
->

2Mp 25:22 And as for the people that remained in the land of Judah, whom Nebuchadnezzar king of Babylon had left, even over them he made Gedaliah the son of Ahikam, the son of Shaphan, ruler. Fa ny amin' ny olona izay sisa tany amin' ny tanin' ny Joda, izay navelan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, dia Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, no notendreny ho mpanapaka azy. Ny amin' ny vahoaka tafajanona tany amin' ny tanin' i Jodà, navelan' i Nabokodonosora mpanjakan' i Babilona kosa, dia Godoliasa zanak' i Ahikama zanak' i Safana no notendreny ho mpanapaka azy. Quant à la population qui était restée dans le pays de Juda et qu' avait laissée Nabuchodonosor, roi de Babylone, celui-ci lui préposa Godolias fils d' Ahiqam fils de Shaphân.