<-
->

2Mp 25:24 And Gedaliah sware to them, and to their men, and said unto them, Fear not to be the servants of the Chaldees: dwell in the land, and serve the king of Babylon; and it shall be well with you. Ary Gedalia nianiana taminy sy tamin' ny olom-peheziny ka nanao hoe: Aza matahotra ny amin' ny mpanompon' ny Kaldeana, fa mitomoera amin' ny tany, ary manompoa ny mpanjakan' i Babylona, fa izany no hahasoa anareo. Ka tamim-pianianana no nilazan' i Godoliasa tamin' izy ireo sy tamin' ireo olom-peheziny hoe: Aza misy hatahoranareo akory raha ny amin' ny mpanompon' ny Kaldeana, fa monena amin' ny tany, manompoa ny mpanjakan' i Babilona, fa izany no hanasoa anareo. Godolias leur fit un serment, à eux et à leurs hommes, et leur dit : "Ne craignez rien des Chaldéens, demeurez dans le pays, servez le roi de Babylone et vous vous en trouverez bien."