<-
->

2Mp 25:28 And he spake kindly to him, and set his throne above the throne of the kings that were with him in Babylon; Dia nitenenany soa izy, ka ny seza fiandrianany nataony ambony noho ny seza fiandrianan' ireo mpanjaka namany tao Babylona. Nanaovany teny soa izy, nataony ambonin' ny seza fiandrianan' ireo mpanjaka teo aminy tany Babilona ny seza fiandrianany, Il lui parla avec faveur et lui accorda un siège supérieur à ceux des autres rois qui étaient avec lui à Babylone.