<-
->

2Mp 25:6 So they took the king, and brought him up to the king of Babylon to Riblah; and they gave judgment upon him. Ary voasambotra ny mpanjaka ka nentina niakatra ho any amin' ny mpanjakan' i Babylona tao Ribla, ka dia notsaraina tao izy. Nony voasambotr' izy ireo ny mpanjaka dia nentiny niakatra ho any Rebla, amin' ny mpanjakan' i Babilona, ka namoaka teny fitsarana momba azy izy ireo. Les Chaldéens s' emparèrent du roi et le menèrent à Ribla auprès du roi de Babylone, qui le fit passer en jugement.